Teny iditra | 1 hena ratsy |
Singan-teny | 2 hena, ratsy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1] |
Ohatra |
5 Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#] |
Tovy hevitra | 6 henam-paty |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |